|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 maitso mavana |
| Singan-teny | 2 maitso, 3 mavana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vert brillant tirant sur le jaune
[1.3#420] |
| Ohatra |
7 maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra.
[2.470]
|
| Renianarana |
|
| Teny iditra (2/2) | 105 maitsomavana |
| Singan-teny | 106 maitso, 107 mavana |
| Sokajin-teny | 108 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
109 nom d'une perle
[1.3#420] |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Fivaditsoratra | maitso mavana, maitsomavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|