Entrée maitso tanora
Partie du discours locution
Explications en malgache Maitso matsora [1.1]
Explications en français Vert tendre clair [1.3]
Exemples 
1Maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny [2.332]
2Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora [2.5]
Mots élémentaires maitso, tanora

Mis à jour le 2023/04/16