Entrée |
tanora
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora ¶ (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity [1.1]
|
Explications en anglais | young, immature; light in color; young people [1.7]
|
Explications en français | jeune; de couleur claire; jeune gens [1.8]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
1 | Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany.
[2.324]
|
2 | Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao:
[2.470]
|
|
Proverbes |
|