Entrée tantsaha (saha)
Partie du discours nom
Explications en anglais A countryman, a farmer [1.7]
Explications en français Paysan [1.8]
Exemples 
1Olom-boaozona ve isika tantsaha itony e. [2.470]
2fa hianareo Tantsaha no sakaiza ny Manisotra. [2.48]
3Ny fivoaran’ny tantsaha dia miadana mandrakariva. [4.27]
Vocabulaire 
Titres Tantsaha (Rakotonandrasana Louis de Gonzague)

Entrée Tantsaha
Mots élémentaires tantsaha
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Auteur Rakotonandrasana Louis de Gonzague
Editions 2000. Tsipika. Edition Tsipika.
Copyright Editions Tsipika 2000
Extraits 
page 82
Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin'ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony.
page 160
Nony ela ny ela ka mamerimberina ny fivavahana toy izany, mandritra ny fotoana maharitra, ity Komoriana noraisiny tamin' izay ilay lovia bakoly misoratsoratra (sorabe) ary nosasany tamin' ny ranon-javatra iray tsy lavitra azy teo;
page 167
Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny.
Tableaux et planches Tous les titres
Illustrations 

Mis à jour le 2023/08/16