Entrée | mangobakobaka (hobakobaka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny [1.1] | ||||||
Exemples | Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony.
[2.470] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | mangobaka | ||||||
Mis à jour le 2023/10/27 |