Entrée (1/6) | 1 tsipìka |
Radical | 2 pika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Tontam-boalavo 5 Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany [1.1] 6 fandri-borona mipika rehefa mahavoa [Sihanaka] [1.78] |
Explications en français |
7 arc 8 ratière à ressort 9 morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu [1.3] |
Exemples |
10 Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38] 11 Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina. [2.996] |
Mots composés |
|
Article |
13 Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana |
Entrée (2/6) | 14 tsipika |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny [1.1] |
Explications en anglais |
17 a straight line; a ruler [1.7] |
Explications en français |
18 trait, ligne [1.3, 1.5, 1.8, 1.13] 19 tiret [1.5] 20 barre [1.13] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres | 64 Ilay tsipika mena (Rapatsalahy Paul) |
Entrée (3/6) | 65 tsipika |
Partie du discours | 66 nom |
Explications en malgache |
67 Fifindrana mandingana na mitsambikina [1.1] |
Explications en français |
68 saut [1.3, 1.5, 1.196] 69 éclat [1.3, 1.5] 70 sautillement [1.3, 1.196] 71 éclaboussure [1.3] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (4/6) | 74 tsipika |
Partie du discours | 75 adjectif |
Explications en malgache |
76 Feno hipoka, tsepoka, jibika [1.1] |
Explications en français |
77 plein, comble [1.3] |
Synonymes | 78 jibika |
Entrée (5/6) | 79 tsipika |
Partie du discours | 80 nom |
Explications en français |
81 (allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae). [Merina]
[1.196] |
Vocabulaire |
82 Botanique |
Nom scientifique |
|
Entrée (6/6) | 84 Tsipika |
Partie du discours | 85 nom propre (établissement) [Liste complète] |
Vocabulaire |
86 Maisons d'édition, journaux |
Catalogue Madagascar |
|
Anagrammes | 96 pakitsy, pitsika, Tsipika, tsipìka, tsipika |
Mis à jour le 2023/12/09 |