|
|
|
|

Teny iditra1  tsipihina
Fototeny  2 tsipika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada
5 Vonoina amin' ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu’on trace, qu’on raie [1.3#783]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 pitsihina, tsipihina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12