|
|
|
|

Teny iditra1 tsipiho
Fototeny  2tsipika
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsipihina [Fitanisana]
Ohatra  4 tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada [1.1]
5 tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [1.1]

Fivaditsoratra  6 pitsohy, 7 tsipiho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10