Entrée mitsipika (tsipika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko
¶ Mipitika: Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsipika
nitsipika
hitsipika
mitsipiha
Citations 

Entrée mitsipika (tsipika)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity [Rajemisa 1985]

2010/05/14