Entrée bado
Partie du discours adjectif
Définition malgache Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra
Mitovy hevitra: mifanahin-jaza bado ~ mora amidy ~ olom-be ~ tsobe ~ tsotra loatra ~ tsy mahay olakolaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise stupid; illiterate [Hallanger 1973]
Définition française qui a l'esprit obtus, un peu bête [Abinal 1888]
 stupide; illettré [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy: [Callet: Tantara, page 600]
2Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 167]
Citations 

Entrée bado
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [David 1952 (takila B)]
Vocabulaire 
Citations 

2017/03/10