|
|
|
|

Teny iditra1  badoina
Fototeny  2 bado
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ambakaina, fitahina amin-kafetsena: Tsy azonao badoina aho fa mba manana ny sain-keliko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be made stupid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on rend un peu bête [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  badoina, 11 bodaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12