|
|
|
|

Teny iditra1  olombe
Singan-teny  2 olona, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 olon-dehibe amin'ny taona [Taisaka] [1.78]
6 raibe sy renibe ary ny ray aman-dreny [Sihanaka] [1.78]
[olom-be] 7 olona tsy be teny loatra ary morainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 d'un bon naturel, d'une nature facile, complaisant, calme, posé [1.3]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02