|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer.
4io teny io): Ny fanahy no olona. 5Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany. 6Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay. 7Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô!. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8a person, somebody, a human being.
9Olo is used in the provinces. 10[mal. 11And other dialects orang, amboyna malona and malono.]. [1.2] 12a human being, man; someone. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13homme, personne; quelqu'un.
[1.8] |
| Ohatra |
14 Ireto olona tokony ho mpifandrafy.
[2.499]
15 Vazimba no maromaro teto, olom-pohy [2.48] 16 Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko. [2.472] 17 ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa. [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 22 abilinolona, 23 afabaraka, 24 afaboroka, 25 alikanolona, 26 amboafitritra, 27 amboanolona, 28 androvo, 29 bandro, 30 faikanolona, 31 fakonolona, 32 farafaikanolona, 33 fatritranolona, 34 fototrolona, 35 fotsyfanahy, 36 henikaja, 37 karinolona, 38 kitoatoanolona, 39 kolokolonolona, 40 lamokanolona, 41 manampanahy, 42 manaryilombyandoha, 43 manivatena, 44 mavointena, 45 mialabaratena, 46 olombanona, 47 olomboantsongo, 48 olonalanyhasina, 49 olonalanyhenatra, 50 olonamamoafady, 51 olonatsymanjary, 52 olonatsyvakyafero, 53 olonatsyvakyatatra, 54 olonatsyvanona, 55 tsaikanolona, 56 tsymanankenatra, 57 tsymisangyhajantena, 58 tsyvalahara, 59 tsyvoavidimbola, 60 tsongoinolombolo, 61 voahangytsyarahinkatina |
| Kamban-teny rehetra | 62Fikambanana 189 amin' io teny io |
| Ohabolana | 63 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 64Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|