|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 olonolona |
| Fototeny | 2 olona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a recluse. Reduplicate of olona
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de se séparer, de s'isoler
[1.3#460] |
| Ohatra |
7 ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory
[2.245]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 16 olon' olona |
| Singan-teny | 17 olona |
| Sokajin-teny | 18 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 mpanompo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 esclave
[1.3] |
| Fivaditsoratra | olon' olona, olonolona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|