|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miolonolona
Fototeny  2 olonolona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mba miray amin' ny olona fa mitokantokana; mihatakataka tsy te hihavana, mihafahafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be a recluse, to separate one's self from company. [1.2]
6 to separate oneself; to act distant or suspicious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 se séparer, être solitaire, soupçonneux [1.8]
Ohatra  8  Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  miolonolòna
Fototeny  14 olonolona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miolonolona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miolonolòna, miolonolona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21