Entrée fahatanorana (tanora)
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [1.1]
Explications en anglais youthfulness; the days of youth [1.7]
Explications en français état de jeunesse; le jeune âge [1.8]
Proverbes 

Anagrammes fahatoranana, fanatorahana

Mis à jour le 2023/01/20