|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fiana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mena vasobasoka
[Taimoro]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 of a brownish red
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 brun.
[Tankarana]
[1.19] |
| Renianarana |
|
| Teny iditra (2/3) | 103 fiana |
| Sokajin-teny | 104 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
105 hazandrano
[Tanosy]
[1.78] 106 Karazan-kazandrano maro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
107 the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
108 nom de plusieurs espèces de poissons
[1.3#167] |
| Ohatra |
109 Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any!
[2.499]
|
| Voambolana | 110 Haibiby: trondro |
| Mpanahaka | 111 fiamalandy, 112 fiamandry, 113 fiamangataka, 114 fiamangidy, 115 fiambazana, 116 fiambola, 117 fiampotsy, 118 fiandava, 119 fiantandroka |
| Kamban-teny rehetra | 120 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 121 fi~ana |
| Sokajin-teny | 122 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 123 afina, 124 anifa, 125 fania, fi~ana, fiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|