Entrée mazaza (zaza)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Maitso manopy mavo toy ny tain-jaza
¶ Malazo ary efa simba: Efa mazaza ireto anana ireto ka tokony hariana
¶ Enti-milaza fitafiana lena tsy nahahy ka niova volo [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31