Entrée |
vony
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka:
Vony ny tamenak' atody [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | yellow [Hallanger 1973]
|
Explications en français | couleur jaune [Hallanger 1974]
|
Synonymes | |
Tableaux et planches |
|
|
Entrée |
vony
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [Rajemisa 1985]
|
| taovam-pananahan'ny zavamaniry [SLP 1986]
|
Explications en anglais | a flower [Hallanger 1973]
|
Explications en français | fleur [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif)
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
vony
voniko
voninao
voniny
vonintsika
voninay
voninareo
vonin'
vonin-
vonim-
| |
-bony
-boniko
-boninao
-boniny
-bonintsika
-boninay
-boninareo
-bonin'
-bonin-
-bonim-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
Toponymie |
|
|
Entrée |
voñy
|
Partie du discours | Non spécifié
|
Explications en malgache | [Taisaka, Tambahoaka]
fierena [Rakotosaona 1975]
|
|