|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 mavo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3vony vasobasoka: Tianao ve itỳ lopotra mavo itỳ raha hanaovana zipo?.
4malotoloto: Mavo ery izany ranjonao izany fa andeha sasao,. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5any dull light color such as grey or tan. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6jaunâtre, gris brun, sale. [1.3]
7couleur clair jaunâtre, brunâtre, grisâtre. [1.8]
Ohatra  8 Manopy mavo sy milaingo mena toa hamony fahavaratra ny foto-manga midoroboka. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  121 Fikambanana 58 amin' io teny io
Ohabolana  122 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  123 Ny Loko

Teny iditra (2/4)124 mavo
Sokajin-teny  125 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  126mosary lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  127méprisé. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  132mavon' ny nataony

Teny iditra (3/4)133 mavo
Sokajin-teny  134 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  135terme honorifique donné à la souveraine. [1.3]

Teny iditra (4/4)136 mavô
Sokajin-teny  137 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  138masiso. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  139 mavô, mavo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09