|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamavo |
| Fototeny | 2 mavo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mavo somary vony: Ny hamavon' ny rindrina
5 Fihambaniana: Tsy nijery ny hamavoanay izy [1.1] |
| Tovy hevitra | 6 hamavoana |
| Fivaditsoratra | hamavo, 7 mahova, 8 mavoha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|