|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fotsy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono.
4 (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra;
5 hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana:
6 volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.] [1.2]
8 white [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 blanc [1.3, 1.82, 1.8]
10 nettoyé [1.82, 1.3]
11 propre [Taisaka] [1.82]
12 fourbi, rendu propre, blanchi [1.3]
Ohatra  13  Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  28 mainty
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  126  Fikambanana 177 amin' io teny io
Ohabolana  127  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  128  Ny Loko

Teny iditra (2/3)129  fotsy
Sokajin-teny  130  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  131 disregarded, vain, worthless, disparaging [1.2]

Teny iditra (3/3)132  fotsy
Sokajin-teny  133  anarana
Fanazavàna teny malagasy  134 ravinala [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  135 ravenale [Taisaka] [1.82]
Tovy hevitra  136 fontsy
Kamban-teny rehetra  137  Fikambanana 7 amin' io teny io

Fivaditsoratra  fotsy, 138 tsifo, 139 tsofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17