|
|
|
|

Teny iditra1  famotsiana
Fototeny  2 fotsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanadiovana (metaly) amin' ny fikasohana, fandilorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 whitening, the act of whitening [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de blanchir; ce qui sert à blanchir [1.8]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  famotsiana, 8 fanamaitso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09