|
|
|
|

Teny iditra 1  mangatsakatsaka
Fototeny  2 hatsakatsaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fotsy dia fotsy, fotsy aoka izany; fotsy madio mangalahala: Mangatsakatsaka tahaka ny lisy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 extremely white. Used only with fotsy, white. [1.2]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  105  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mangatsakatsaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04