|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  mainty
Fototeny  2 inty
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny arim-bilany, mifanohitra amin' ny fotsy: lamba mainty
5 maizina dia maizina, maizim-pito: tao anatin' ny ali-mainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 black [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 noir [1.3, 1.8]
Ohatra  8  Ao ny mainty, ao ny fotsy. [2.4#67]
9  ary ny mainty tsy azo fotsiana; [2.59#60]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  25 fotsy
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  125  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 89 misy ny teny how mainty
Ohabolana  126  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  127  Ny Loko

Teny iditra (2/5) 128  mainty
Sokajin-teny  129  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  130 [Bara] maloto [1.78]

Teny iditra (3/5) 131  mainty
Sokajin-teny  132  anarana
Fanazavàna teny anglisy  133 crotchet (UK), quarter note (US) [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  134 noire [1.13]
Voambolana  135  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (4/5) 136  mainty
Sokajin-teny  137  mpamaritra
Voambolana  138  Toe-karena: fiompiana
Tsanganana sy sary iray takila  139  Soratr' omby
Sary 
140 

Teny iditra (5/5) 141  mainty
Sokajin-teny  142  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  143 Niger [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  144 Niger [2.996]
Voambolana  145  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  146 Toko sy andininy momba Mainty

Fivaditsoratra  mainty, Mainty, 147 mañity, manity, 148 Minita, 149 mitañy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/15