Entrée mangatrakatraka (hatrakatraka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mena midorehitra, mena mivaivay: Mena mangatrakatraka ny elon' ny mpanjaka fahiny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise extremely red. Used only with mena, red. [Richardson 1885]
Définition française être rouge écarlate [Abinal 1888]
  [Tankarana] rouge écarlate. [David 1952 (takila M)]
Mots composés, titres, noms 
Analogues  volo/colors/couleurs
Exemples Na mangatrakatraka aza ny fahotanareo, hanjary fotsy hoatra ny oram-panala; [Baiboly: 29.1.18]

2019/08/17