Entrée famoniana (vony)
Partie du discours nom
Définition malgache Fahavakisam-bony [Rajemisa 1985]
Traduction française floraison ; saison des fleurs [Boiteau 1997]
Exemples Fa alohan' ny fijinjana, rahefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin' ny antsy, ny rantsany, hesoriny ny sampany dia hotangosany. [Baiboly]

Mis à jour le 2020/07/31