|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zaza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza
4 Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a child [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 enfant [1.8]
7 enfant [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  8  Nanahirana indray anefa io zaza io. [2.472]
9  zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 129 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)24  Zaza
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  26 Randzavola: Zaza amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  27 Zaza [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  28 Zaza [2.996]
Voambolana  29  Soratra Masina
Tsipelina hafa  30 zizà, ziza

Fivaditsoratra  31 zaza, Zaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/15