Entrée zazavavindrano (zaza, vavy, rano)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [Randriamamonjy: Tantara]

Entrée Zazavavindrano
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition française roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel [Ranaivoson 2004]
Auteur Andriamalala Emilson Daniel, 1945
Éditions 1972. Librairie Mixte. Largeur: 12cm. Hauteur: 17cm. Pages: 143.
Vocabulaire 
Tableaux et planches Tous les titres
Illustrations 

Mis à jour le 2020/04/13