|
|
|
|

Entrée (1/6)1  rano
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes passifs :
4  Noms :
Explications en malgache  5  Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [1.1]
Explications en anglais  6  water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [1.2]
7  water; liquid [1.7]
Explications en français  8  eau [1.8, 1.196]
9  liquide [1.8]
10  eau [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  11  Niroboka tao anaty rano izy ireo; [2.324#]
12  Misotro rano dikain' ny gisa anie! [2.69#286]
13  Nalahatra tsara niamboho rano ireo [2.576]
14  Jereo iry botry am-povoan-drano iry! [2.442#95]
15  ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?
[2.131]
16  Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano [2.471]
17  Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy [2.470]
18  rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika [2.472]
Morphologie 
19  Simple :
20  Préfixée :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Toponymes 
Titres 
Proverbes  131  Proverbes contenant le mot rano
Article  132  Randzavola: rano ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/6)133  rano
Partie du discours  134  nom
Vocabulaire  135  Botanique: (en général)
Explications en français  136  la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier. [1.196]
Mots composés 

Entrée (3/6)138  rano
Partie du discours  139  nom
Explications en anglais  140  a child that dies under two years of age [1.2]

Entrée (4/6)141  rano
Partie du discours  142  nom
Vocabulaire  143  Santé
Explications en anglais  144  a disease supposed to arise from water [1.2]

Entrée (5/6)145  rano
Partie du discours  146  adjectif
Explications en anglais  147  soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [1.2]

Entrée (6/6)148  raño
Partie du discours  149  nom
Explications en malgache  150  sakaiza [Taisaka] [1.78]

Anagrammes  151  rano, raño, rona, roña, rano, raño, rona, roña

Mis à jour le 2024/06/11