Entrée ranoina (rano)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao tonga rano, levonina anaty rano: Betsaka ny fanafody no ranoina vao hanina [1.1]
Morphologie 
Présent : ranoina, ranoiko, ranoinao, ranoiny, ranointsika, ranoinay, ranoinareo, ranoin', ranoin-, ranoim-, ranoi-
Passé : noranoina, noranoiko, noranoinao, noranoiny, noranointsika, noranoinay, noranoinareo, noranoin', noranoin-, noranoim-, noranoi-
Futur : horanoina, horanoiko, horanoinao, horanoiny, horanointsika, horanoinay, horanoinareo, horanoin', horanoin-, horanoim-, horanoi-
Impératif : ranoy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20