|
|
|
|

Teny iditra1  atodiosy
Singan-teny  2 atody, 3 osy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 karazam-bakana ambony karazana [Betsimisaraka] [1.78]
6 Vakana hala tahaka fotsy misorasoratra manga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 A kind of bead. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 perle fausse, blanche à raies bleues [1.3]
[atodinosy#mg.n] [2.570]
Ohatra  9  Inona ary izany : Andriana maka atodiosy? [2.69#]
Tovy hevitra  10 atodinosy
Renianarana 
Anarana iray reny 
Teny nalaina  122  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09