|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fierenana |
| Fototeny | 2 erina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay aniara efa azo na nomena ny tena:
5 Fierenam-pitia [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de demander davantage
[1.3, 1.5] |
| Tsipelina hafa | 7 fieremana |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fierenana |
| Teny iditra (2/3) | 9 fierenana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 karazam-bakana
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 La perle fierenana, « action de demander toujours plus », est; comme son nom l'indique, une perle de voeu, offerte aux ancêtres pour demander telle ou telle richesse. Les deux exemplaires recueillis sont tous deux en forme de tonnelets à fond noir, décorés de feuillages déployés de part et d'autre d'une ligne médiane, jaunes, roux et blancs. Comme la fenomanana, la fierenana sert à accroître la prospérité. Passée sous silence par nos auteurs, elle est cependant très connue aujourd'hui, et couramment achetée au zoma, où ses feuillages stylisés la font facilement reconnaître.
[2.570#75] |
| Renianarana |
|
| Teny nalaina | 124 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 125 Fierenana |
| Singan-teny | 126 fierenana |
| Sokajin-teny | 127 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
128 aty amin' ny faritany fierenana Moramanga io Antananarivo lazaina eto io.
[2.245]
|
| Voambolana | 129 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | fierenana, Fierenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|