Entrée maitsomanana
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-bakana [1.1]
Explications en français Nom d'une perle [1.3]
Exemples 
1Cameron sy £500 hividianany vatosoa fanao maitsomanana. [2.649]
2Ary hoy izy: tsy misy zavatra hafa tsy akory fa maitsomanana ihany, koa izay tratry ny ahy dia vidiko, fa ny vola ety miasa, koa raha lany izy dia manafatra indray. [2.366]
Mots élémentaires maitso, manana
Hypéronyme vakana
Co-hyponymes ampamelona, angareja, atodimpody, atodiosy, bijikely, dian-tsiriry, dosy, fenomanana, fierenana, hange, hangy, harena tsy maty, ilijavona, jijikely, lakambazimba, mafiantena, mahafehitena, malaimisaraka, mananjara, manarimbintana, manavodrevo, manjaka be antany, marojinja, mason-dandy, samisamy, soamalama, soamanodidina, tafita, tahonanganala, tananorana, tohy vandana, tongahasina, tongarivo, tratramborona, tratramborondreo, tsiambandrafy, tsiambanindahy, tsiambanindrafy, tsiatosika, tsilaiby, tsilaimby, tsilaitra, tsileomparimbona, tsileondoza, tsimarofy, tsimatinarivolahy, tsiribihy, tsitiamivonto, tsitiamoty, vakamaivana, vakambazimba, vakambony, vakamiarina, vakamifidiandriana, vakampotsy, vakandosy, vakandranolalina, vakanjirika, vakankaranana, vakantainjaza, vakantany, vakantody, vakantsilaiby, vakantsileondoza, velomiriaria, velomody, velonarivotaona, voahangindrano, voahangy, vonibe, vonibezara, vonifotsy, vonikely, vonimbazaha, voniravo, vorinosy
Tableaux et planches Les perles malgaches

Mis à jour le 2023/05/16