Mots composés (1) | 1 raokandro |
Mots composés (136) |
2 ala andro 3 alin' io andro io 4 ambaniandro 5 amin' ny andro voafetra 6 amin' ny andro voatondro 7 analan-andro 8 andavanandro 9 andro aman' alina 10 androany 11 andro anio 12 andro fady 13 andro fiasana 14 andro fotsy 15 andro hafa 16 andro iray 17 andro iray toa zato 18 andro mahatsara vahiny 19 andro mahery 20 andro mandrorona 21 androm-balala 22 andro mena 23 andro mody 24 androndolo 25 andro tsy fiasana 26 andro tsy maty 27 andro velona 28 andro vidina 29 andro vitan-keny ho azy 30 ankobanandro 31 antomo-dava ohatra ny andro fandroana 32 ara-refitoetrandranoka 33 bana ny andro 34 bary andro 35 benandro 36 dabokandro 37 erikandro 38 famantaranandro 39 fanalana andro 40 fanalan-andro 41 ferana andro 42 fetra andro 43 fetr' andro 44 fitarikandro 45 fitsingerenan' ny andro nahaterahana 46 fohy andro 47 folaka andro |
48 fo lavan' andro 49 fotoan' andro 50 fotoana tapak' andro 51 hainandro 52 hataka andro 53 herinandro 54 hitsaka andro 55 indray andro mahamay 56 indray andro manenjana 57 indray andro maninjitra 58 iny andro iny 59 iray erik' andro 60 isan' andro 61 jinja andro 62 lany andro 63 latsaka iray dia ny andro 64 latsaka ny andro 65 lazon' andro 66 loak-andro-afakomaly 67 maimbo andro 68 maizina andro 69 maizina andro mifahy 70 mamery andro 71 mametra andro 72 mamintana andro 73 mampanary andro 74 mampoelana andro 75 manahana ny andro 76 manaisotra andro 77 manala andro 78 manalina andro 79 manaraka andro 80 mañarakandro 81 manary andro 82 manary andro foana 83 mandany andro 84 mandaviana ny andro 85 mandolo ny andro 86 mandrefy andro 87 mandritry ny andro 88 mangataka andro 89 mangirana ny andro 90 manitsaka andro 91 manjehy andro ho lava 92 manjehy ny andro ho lava 93 manontolo andro |
94 marikandro 95 masoandro 96 mason' andro anio 97 mazava andro 98 mialina andro 99 misandratra andro 100 mitanina andro 101 mitanina andro tsy manavy 102 mitapy andro 103 mitehin-ko hariva ny andro 104 mitety andro 105 mitsidika andro 106 mitsidika ny andro 107 mivadika andro 108 mivava ahana ny andro 109 mpanarakandro 110 ny arivo lahy tsy maty indray andro 111 odiandro 112 ody andro 113 paik' andro 114 piakandro 115 raha mipoaka andro 116 raok-andro 117 saraka andro 118 tafapaka ny andro 119 tanikandro 120 tanin' andro 121 tanin' andro 122 tapak' andro 123 tapitra andro 124 tavan' andro 125 toetr' andro 126 toetry ny andro 127 tolaka andro 128 tonga andro 129 tonon' andro 130 tontolo andro 131 tratr' andro 132 tsatok' andro 133 tsy mahandry andro zomà 134 tsy mena mivadika toa andro ririnina 135 tsy nisy andro nihiratra androany 136 vaninandro 137 very andro |
Zoonymes (2) | 138 fanalinandro | 139 matoriandro |
Phytonymes (6) |
140 andromena 141 ariandro |
142 manarakandro 143 masinandro |
144 odiandro 145 taninandro |
Titres (4) |
146 Amina Batsola (tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III) 147 Fanandroana (fianarana manisa andro malagasy) 148 Indray andro tao Sahabe 149 Ririnina ny andro |
![]() |