|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mialina andro |
| Singan-teny | 2 mialina, 3 andro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza zavatra tehirizina na raharaha atao izay tsy vita androtry ny nanombohana azy fa mahatratra ny andro manaraka
[1.1] |
| Ohatra |
6 Tsy maintsy mandeha na tsara andro, ria ratsy andro, tsy mialinaandro koa mantsy ny taratasim-Bazaha, indrindra fa taratasi-miaramila.
[2.643#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|