|
|
|
|

Teny iditra1  isan' andro
Singan-teny  2 isa, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 isaky ny misy andro mipoaka [1.1]
Ohatra  6  Mandroso isanandro ny olona marary sy ny maty. [2.59#]
7  Fombam-pivavahan' ny silamo ny miankohoka inefatra isanandro. [2.445#]
Tovy hevitra  8 isan' andro mihiratra, isan' andro vaky

Fivaditsoratra  isan' andro, 9 sondriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11