|
|
|
|

Teny iditra1  manala andro
Singan-teny  2 manala, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manao zavatra mba handaniana andro ka tsy hahatsiarovana ny fahelan; manao kilalao na resaka mahavery dia mba handaniana ny fotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to waste one's time, to spend one's days in play, to play. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 passer le temps, tuer le temps, se distraire [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12