Entrée mampoelana andro (andro)
Partie du discours expression
Définition malgache tsy miasa isan' andro misesy fa mandingandingana (tsy amin' ny asa ihany anefa no ilazana izany fa amin' izay rehetra tsy misesy isan' andro, toy ny akoho manatody, ny tazo mamely...) [Rajemisa 1985]

2009/11/07