Entrée antomo-dava ohatra ny andro fandroana
Mots élémentaires antomotra ; lava ; ohatra ; andro ; fandroana
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza andro iray malaza na mahafinaritra ao anatin' ny taona ka eritreretina foana, fa lasa ny eo dia ny manaraka indray no heverina hany ka toa akaiky foana no fiheverana azy [1.1]

Mis à jour le 2023/04/29