|
|
|
|

Teny iditra1  antomotra
Fototeny  2 tomotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy
5 Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 near at hand, as to future time [1.2]
7 close at hand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 imminent [1.3#54, 1.8, 1.5]
9 qui est proche [1.3#54, 1.5]
10 proche [1.8]
Ohatra  11  Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [1.38]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  20  Fotoana 21  Toerana
Mpanahaka  22  madiva, 23  tamy
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  26 amontotra, 27 antomotra, 28 manototra, manotòtra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17