|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 madiva |
| Fototeny | 2 diva |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 qui est sur le point de
[1.3] |
| Ohatra |
5 fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva.
[2.69]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 9 antomotra |
| Teny iditra (2/2) | 10 madiva |
| Fototeny | 11 diva |
| Sokajin-teny | 12 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 almost, on the verge of
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 presque
[1.3, 1.8] 16 bientôt, prochainement [1.3] 17 sur le point de [1.8] |
| Ohatra |
18 madiva hiakatra any Antananarivo izahay!
[2.270]
19 Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. [2.643] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 21 tamy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|