Entrée lava
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
¶ Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ
Mitovy hevitra: avo dia ~ avo ranjanana ~ ezoezo ~ fezafeza ~ fizofizo ~ jakojako ~ jango ~ jaobe ~ joaka (joroaka) ~ lava dingana ~ lava fe ~ lava mitaikotaiko ~ lava ranjanana ~ lava sirana ~ lavatsindakana ~ lavatsipaikona ~ mandrindrina ~ marezoka ~ milangalanga ~ mirijarija ~ mitezotezo ~ mitsororika ~ mitsororoaka ~ mivahan-tsindrano ~ pakapaka ~ ranga ~ rapeto ~ tsy miery an-tsena ~ tsy mindran-tohatra [1.1]
Explications en anglais long, tall; without interruption [1.2]
 long (of time and space) [1.7]
Explications en français long (se dit du temps et de l'espace) [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 
Toponymes 
Antonymes 
Proverbes 

Entrée lava
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [1.1]
Morphologie 
lava
lavako
lavanao
lavany
lavantsika
lavanay
lavanareo
lavan'
lavan-
lavam-
-dava
-davako
-davanao
-davany
-davantsika
-davanay
-davanareo
-davan'
-davan-
-davam-
Dérivés 
Toponymes 

Entrée lava
Partie du discours nom
Explications en anglais vato miempo avoakan' ny volokano [1.17]
Vocabulaire 

Entrée lava
Partie du discours forme morphologique de laver
Exemples Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony) [0]

Anagrammes vala

Mis à jour le 2022/12/04