|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manalava
Fototeny  2 lava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manohy, manovona: Iza no nanalava itỳ tady itỳ?
5 Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka: Manalava resaka koa Rangahy iny ka very foana teto ny andro
6 Manela: Manalava ny adin' ny olona io mpitsara io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to lengthen [1.2, 1.7]
8 to prolong the time [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 allonger; prolonger, proroger [1.3, 1.8]
Ohatra  10  manalava resaka izaitsizy izy (Il prolonge étonnamment la conversation) [1.3]
11  manalava ny adintsika io mpitsara io (Ce juge prolonge notre procès) [1.3]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)16  manala
Fototeny  17 lava
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalava [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manalavà, manalava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21