|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fohy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao
4 Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 short [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 court [1.3, 1.8]
7 bref, laconique, petit [1.3]
Ohatra  8  fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy. [2.4]
9  tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472]
10  fohy io zazalahy io (ce garçon est petit) [1.3]
11  fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant) [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  28 lava
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 40 amin' io teny io
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)31  fohy
Fototeny  32 foka
Sokajin-teny  33  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fohina [Fitanisana]
Ohatra  34  fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs) [1.3]
35  fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque) [1.3]

Fivaditsoratra  fohy, 36 hofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09