|
|
|
|

Teny iditra 1 ; fohifohy
Fototeny  2 fohy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 (duplicatif) [1.3]
Ohatra  5  Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [2.472#189]
6  Tsy niloa-bava avy hatrany izy fa niandry fotoana fohifohy vao nanontany hoe: [2.470#23]
Sampanteny 
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26