|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanafohezana |
| Fototeny | 2 fohy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
5 Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 acronym
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 abréviation, raccourcissement
[1.13] 8 acronyme [3.1] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fanafohezana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|