|
|
|
|

Teny iditra 1  halava
Fototeny  2 lava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra lava refy: Tsy ampy ny halavan' itỳ tady itỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 longueur [1.3]
Tovy hevitra  6 fahalava, halavana
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how halava

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04