|
|
|
|

Teny iditra1  avo ranjanana
Singan-teny  2 avo, 3 ranjanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [2.472]
6  ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29