Entrée avo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
¶ Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy
¶ Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra
¶ Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1]
Explications en anglais high [1.2, 1.7]
 lofty, eminent. See abo, ambo [1.2]
Explications en français haut, élevé [1.8]
Dérivés 
 
Mots composés 
Titres 
Toponymes 
Synonymes abo ~ ambo
Antonymes 
Proverbes 

Anagrammes ova, vao, voa~

Mis à jour le 2020/07/31